Tonga Jesosy (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TONGA JESOSY
1. Tonga Jesosy
Ravoravo avokoa izao tontolo, izao
Redomy ny hoby, hosana
Hasan drato wsdglriu ho fiderana
Tonga ho anao ilay fanomezana
Izay nomen ’ny Ray avian _ tononkira.serasera.org danitra
Ilay mazava izay, miposaka
Hampisava, ny lalanao
ref : Fifaliana lehibe
Hoan izay mino Anao ry Tompo tia
Raiso anio, dia ho tsampana
Ilay fiainam vaovao,
Ahasambatra anao
Jesosy !!
2. Hande torio Jesosy
Veteso ny hira ho fihobiana jxem
fa tsara sady Mendrika_ haja
Homeo voninahitra
Tonga ho eigmxvaf anao ilay Fanomezantsoa
Ref......
A/C Toky Andriatasy
1. Tonga Jesosy
Ravoravo avokoa izao tontolo, izao
Redomy ny hoby, hosana
Hasan drato wsdglriu ho fiderana
Tonga ho anao ilay fanomezana
Izay nomen ’ny Ray avian _ tononkira.serasera.org danitra
Ilay mazava izay, miposaka
Hampisava, ny lalanao
ref : Fifaliana lehibe
Hoan izay mino Anao ry Tompo tia
Raiso anio, dia ho tsampana
Ilay fiainam vaovao,
Ahasambatra anao
Jesosy !!
2. Hande torio Jesosy
Veteso ny hira ho fihobiana jxem
fa tsara sady Mendrika_ haja
Homeo voninahitra
Tonga ho eigmxvaf anao ilay Fanomezantsoa
Ref......
A/C Toky Andriatasy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaHits : 137
Likes : 0 Like
Created by : Valentin0314
Date : 12/07/2026 12:50
