Ry Namako (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) (O ry namako ô,) Ry namako ô ’zay manatrika etoana  

(Moa ve fantatrao) Moa ve fantatrao fa mandalo, sy miserana ihany ny eto an-tany  

(Ka mba dinidiniho) Mba dinidiniho izay iafarana, mba tsy ho neninao (tsy ho neninao), rehefa njay any yvyh afara  

Ref: Ireo lolom po izay nandifotra anao,  
(Feo 1 sy tononkira.serasera.org 2 irery)  nfxjl
Soloy teny soa, manombok’izao  

Hanadinana anao, any am parany any  
Hanadinana anao zany any am parany any.  

2) (Indro atoroko anao) atoroko anao izao ny lalana tsara  

(Raiso Jesosy Tompo) Raiso Jesosy ho Mpamonjy, sy mpanavotra anao bexz eto an tany  

(Atolory azy) Atolory Azy ny fo sy fanahinao, hanadiovany anao (hanadiovany anao) ka ho tonga vaovao.  

A/C Valentin RAKOTONDRASOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka
Vangy : 134
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valentin0314
Daty : 08/07/2026 08:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.033