Ravoravo (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravoravo ny fpptbgxo foko paae izao tononkira.serasera.org
Nahazo Mpamonjy
Ilay Mesia teraka tao
Tanànan’i Jodia
Teraka ho antsika anio
Hitondra fiainam‑baovao
Hanavao ny fo mba hadio
Ho ahy sy ho anao
Miderà sy mankalazà
Omeo voninahitra
Asandrato ny haleloia
Ho fanandratana
Ka mihirà, mihirà fihiram‑baovao zernqd
Ho an’i Jehovah ianao
Mivavaha, mivavaha misaora an’ny Rainao
Izay any an‑danitra
A/C Valentin RAKOTONDRASOA
Nahazo Mpamonjy
Ilay Mesia teraka tao
Tanànan’i Jodia
Teraka ho antsika anio
Hitondra fiainam‑baovao
Hanavao ny fo mba hadio
Ho ahy sy ho anao
Miderà sy mankalazà
Omeo voninahitra
Asandrato ny haleloia
Ho fanandratana
Ka mihirà, mihirà fihiram‑baovao zernqd
Ho an’i Jehovah ianao
Mivavaha, mivavaha misaora an’ny Rainao
Izay any an‑danitra
A/C Valentin RAKOTONDRASOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVangy : 161
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valentin0314
Daty : 08/07/2026 10:37
