Tonga Jesosy (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TONGA JESOSY
1. Tonga Jesosy
Ravoravo avokoa izao tontolo, izao
Redomy ny hoby, jpxw hosana
Hasan drato ho fiderana
Tonga ho anao ilay fanomezana
Izay nomen ’ny Ray avian _ danitra nrpffs
Ilay mazava izay, miposaka
Hampisava, ny lalanao
ref : Fifaliana lehibe
Hoan izay mino Anao ry Tompo tia
Raiso anio, dia ho tsampana
Ilay fiainam vaovao,
Ahasambatra anao
Jesosy !!
2. Hande torio Jesosy
Veteso ny hira ho fihobiana
fa tsara sady tononkira.serasera.org Mendrika_ haja
Homeo voninahitra
Tonga ho nkqse anao ilay Fanomezantsoa
Ref......
A/C Toky Andriatasy
1. Tonga Jesosy
Ravoravo avokoa izao tontolo, izao
Redomy ny hoby, jpxw hosana
Hasan drato ho fiderana
Tonga ho anao ilay fanomezana
Izay nomen ’ny Ray avian _ danitra nrpffs
Ilay mazava izay, miposaka
Hampisava, ny lalanao
ref : Fifaliana lehibe
Hoan izay mino Anao ry Tompo tia
Raiso anio, dia ho tsampana
Ilay fiainam vaovao,
Ahasambatra anao
Jesosy !!
2. Hande torio Jesosy
Veteso ny hira ho fihobiana
fa tsara sady tononkira.serasera.org Mendrika_ haja
Homeo voninahitra
Tonga ho nkqse anao ilay Fanomezantsoa
Ref......
A/C Toky Andriatasy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVisites : 139
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valentin0314
Date : 12/07/2026 12:50
