Ry Jeso ô (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And1 :
Ry Jeso ô, inty ny zandrinao, fiajhhwr
Manolo-tena ho mpanomponao,
Ampio hahay, hifikitra aminao zahay,
Mba tsy ho revon'ny onja ety;
Malemy osa ny fanahinay,
Ka mora resin'ny fakam-panahy,
Tahio zahay tsy hiala aminao hatrany,
Tsy ho lo, tsy hihemotra
Choeur1 :
Ry Jeso ô, inty raiso aho
Manolo-tena izao,
ho mpanomponao…. yxfv
Malemy ny fanahinay,
Tahionao zahay,
tsy hihemotra…..
Refrain :
Ny otanay sy ireo ditranay, no efitra manasaraka aminao;
K’hifonanay eto anatrehanao izany, ho voninahitrao.

And2 :
Tsaroako ianao, 'lay nohelohina,
voasatro-tsilo, nokapohina
Ireo eso-teny, latsa sy bzxshnjm ompa ireny
nekenao, niaretanao
Nijaly ianao, tononkira.serasera.org 'lay tao Kalvary
Nangovitra, niempaempa ery,
Voafantsika, nangirifiry hatramin'ny taolana
Niaiananao, ho avotray
Choeur 2 :
Tsaroako ianao, nohelohina
Eso-teny sy ny latsa ireny, niaretanao….
Tao Kalvary, nijaly ianao
Nangirifiry ianao, mba ho avotray….

Mba ho voninahitrao(2)
A/C Valentin RAKOTONDRASOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVangy : 26
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valentin0314
Daty : 08/07/2026 08:33