Ny androm-piainako (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny androm-piainako

couplet 1
ny androm-piainako rehetra jesosy o  
hatokako hiderana anao  
ianao ilay nahary uoybkjw izao rehetra izao  lcnpaq
nahatonga ahy hihira ho anao  

Tetezana:
satria mino aho tompo  
fa ianao no mitantana ahy  
mamela ny hadisoako  
izay tsy sitrakao  

ka hoderaiko eny  
andriamanitra ianao mahery  
satria mino aho  
eny mino aho fa tsara ianao  
ka hoderainay fa...  

Ref:
mendrika jkqjc tononkira.serasera.org ny hoderaina ianao  
mpanjakako masina tokoa  
inty aho hanompo anao ilay andriamanitro  
satria tsara ianao  
eny tsy mba mandao  

couplet 2
izay rehetra ho setriny fitiavanao jeso  
tsy ho voavaliko ny ra nalatsakao  
ny tenanao nafoinao ho famonjena ahy  
ny androm-piainako hafoiko ho anao  

Tetezana:
satria mino aho tompo  
fa ianao no mitantana ahy  
mamela ny hadisoako  
izay tsy sitrakao  

Ref....

A/C Toky Andriatasy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka
Vangy : 212
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valentin0314
Daty : 08/07/2026 17:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0411