Ny androm-piainako (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny androm-piainako

couplet 1
ny androm-piainako rehetra jesosy o  
hatokako hiderana anao  
ianao ilay nahary izao rehetra izao  
nahatonga ahy hihira ho anao  

Tetezana:
satria mino aho tompo  
fa ianao no mitantana ahy  
mamela ny hadisoako  
izay tsy sitrakao  

ka hoderaiko eny  
andriamanitra ianao mahery  
satria mino aho  sjvip hpqn
eny mino aho fa tsara ianao  
ka hoderainay fa...  

Ref:
mendrika ny hoderaina ianao  
mpanjakako masina tokoa  
inty aho hanompo anao ilay andriamanitro  
satria tsara ianao  
eny tsy mba mandao  

couplet 2
izay rehetra ho tononkira.serasera.org setriny fitiavanao jeso  
tsy ho voavaliko ny ra nalatsakao  
ny tenanao nafoinao ho famonjena ahy  
ny androm-piainako hafoiko ho anao  

Tetezana:
satria mino aho tompo  
fa ianao no iltkm mitantana ahy  
mamela ny hadisoako  
izay tsy sitrakao  

Ref....

A/C Toky Andriatasy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka
Visites : 214
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valentin0314
Date : 08/07/2026 17:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316