Ny androm-piainako (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny androm-piainako
couplet 1
ny androm-piainako rehetra jesosy o
hatokako hiderana anao
ianao ilay nahary izao rehetra izao tononkira.serasera.org
nahatonga ahy hihira ho anao
Tetezana:
satria mino aho tompo
fa ianao no mitantana ahy
mamela ny hadisoako
izay tsy sitrakao
ka hoderaiko eny
andriamanitra ianao mahery
satria mino aho
eny mino aho oogqwe fa tsara krmjgjer ianao
ka hoderainay fa...
Ref:
mendrika ny hoderaina ianao
mpanjakako masina tokoa zcakq
inty aho hanompo anao ilay andriamanitro
satria tsara ianao
eny tsy mba mandao
couplet 2
izay rehetra ho setriny fitiavanao jeso
tsy ho voavaliko ny ra nalatsakao
ny tenanao nafoinao ho famonjena ahy
ny androm-piainako hafoiko ho anao
Tetezana:
satria mino aho tompo
fa ianao no mitantana ahy
mamela ny hadisoako
izay tsy sitrakao
Ref....
A/C Toky Andriatasy
couplet 1
ny androm-piainako rehetra jesosy o
hatokako hiderana anao
ianao ilay nahary izao rehetra izao tononkira.serasera.org
nahatonga ahy hihira ho anao
Tetezana:
satria mino aho tompo
fa ianao no mitantana ahy
mamela ny hadisoako
izay tsy sitrakao
ka hoderaiko eny
andriamanitra ianao mahery
satria mino aho
eny mino aho oogqwe fa tsara krmjgjer ianao
ka hoderainay fa...
Ref:
mendrika ny hoderaina ianao
mpanjakako masina tokoa zcakq
inty aho hanompo anao ilay andriamanitro
satria tsara ianao
eny tsy mba mandao
couplet 2
izay rehetra ho setriny fitiavanao jeso
tsy ho voavaliko ny ra nalatsakao
ny tenanao nafoinao ho famonjena ahy
ny androm-piainako hafoiko ho anao
Tetezana:
satria mino aho tompo
fa ianao no mitantana ahy
mamela ny hadisoako
izay tsy sitrakao
Ref....
A/C Toky Andriatasy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaHits : 128
Likes : 0 Like
Created by : Valentin0314
Date : 08/07/2026 17:22
