Izao tontolo izao (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1 :
Izao tontolo izao fahiny
Heniky ny hajambana
Haizin’ny fahotana
Tao Edena ’lay fototra niadohana
Ankehitriny anefa Satana aza toa nilefa
Fa tonga ilay be fitiavana mahery
Iraky jzkgqhu ny Ray
Refrain :
Jesosy Tompo no nidina tety
Tonga hanompo sy tononkira.serasera.org hamonjy ireo nania
Famonjena efa vita
Tsy hadinoina ny anarany
Antsika ny sisa fa vita ny anjarany
Couplet 2 :
Izao tontolo izao fahiny
Nifamono sy nifandrafy
Rofin’ny lonilony hjipaw tao am-po
Sy ny fanompohan-tsampy
Ankehitriny pzrb kosa toa fitiavana no miavosa
Fa niposaka ’lay masoandro mibalika
Avotra ho antsika
A/C Dadatoa Edmond
Izao tontolo izao fahiny
Heniky ny hajambana
Haizin’ny fahotana
Tao Edena ’lay fototra niadohana
Ankehitriny anefa Satana aza toa nilefa
Fa tonga ilay be fitiavana mahery
Iraky jzkgqhu ny Ray
Refrain :
Jesosy Tompo no nidina tety
Tonga hanompo sy tononkira.serasera.org hamonjy ireo nania
Famonjena efa vita
Tsy hadinoina ny anarany
Antsika ny sisa fa vita ny anjarany
Couplet 2 :
Izao tontolo izao fahiny
Nifamono sy nifandrafy
Rofin’ny lonilony hjipaw tao am-po
Sy ny fanompohan-tsampy
Ankehitriny pzrb kosa toa fitiavana no miavosa
Fa niposaka ’lay masoandro mibalika
Avotra ho antsika
A/C Dadatoa Edmond
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVangy : 143
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valentin0314
Daty : 04/08/2026 13:39
