Izao tontolo izao (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kobu
Couplet ajzs 1 :
Izao tontolo izao fahiny
Heniky ny hajambana
Haizin’ny fahotana
Tao Edena ’lay fototra niadohana
Ankehitriny anefa Satana aza toa nilefa
Fa tonga ilay be fitiavana mahery
Iraky ny Ray
Refrain :
Jesosy Tompo no nidina tety
Tonga hanompo sy hamonjy ireo iuxiy nania
Famonjena efa vita
Tsy hadinoina ny anarany
Antsika ny sisa fa vita ny anjarany
Couplet 2 :
Izao tontolo izao fahiny
Nifamono sy nifandrafy
Rofin’ny lonilony tao am-po
Sy ny fanompohan-tsampy
Ankehitriny kosa toa tononkira.serasera.org fitiavana no miavosa
Fa niposaka ’lay masoandro mibalika
Avotra ho antsika
A/C Dadatoa Edmond
Couplet ajzs 1 :
Izao tontolo izao fahiny
Heniky ny hajambana
Haizin’ny fahotana
Tao Edena ’lay fototra niadohana
Ankehitriny anefa Satana aza toa nilefa
Fa tonga ilay be fitiavana mahery
Iraky ny Ray
Refrain :
Jesosy Tompo no nidina tety
Tonga hanompo sy hamonjy ireo iuxiy nania
Famonjena efa vita
Tsy hadinoina ny anarany
Antsika ny sisa fa vita ny anjarany
Couplet 2 :
Izao tontolo izao fahiny
Nifamono sy nifandrafy
Rofin’ny lonilony tao am-po
Sy ny fanompohan-tsampy
Ankehitriny kosa toa tononkira.serasera.org fitiavana no miavosa
Fa niposaka ’lay masoandro mibalika
Avotra ho antsika
A/C Dadatoa Edmond
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaHits : 144
Likes : 0 Like
Created by : Valentin0314
Date : 04/08/2026 13:39
