Izao tontolo izao (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1 :
Izao tontolo izao tononkira.serasera.org fahiny
Heniky ny hajambana
Haizin’ny fahotana
Tao Edena ’lay fototra niadohana
Ankehitriny anefa Satana aza toa nilefa
Fa tonga ilay be fitiavana mahery
Iraky ny Ray
Refrain :
Jesosy Tompo no nidina tety
Tonga hanompo sy hamonjy ireo nania
Famonjena efa vita
Tsy hadinoina ny anarany
Antsika ny avun sisa fa vita ny anjarany
Couplet 2 :
Izao tontolo izao fahiny
Nifamono sy nifandrafy
Rofin’ny lonilony tao am-po
Sy ny cxly fanompohan-tsampy
Ankehitriny kosa dbwyh toa fitiavana no miavosa
Fa niposaka ’lay masoandro mibalika
Avotra ho antsika
A/C Dadatoa Edmond
Izao tontolo izao tononkira.serasera.org fahiny
Heniky ny hajambana
Haizin’ny fahotana
Tao Edena ’lay fototra niadohana
Ankehitriny anefa Satana aza toa nilefa
Fa tonga ilay be fitiavana mahery
Iraky ny Ray
Refrain :
Jesosy Tompo no nidina tety
Tonga hanompo sy hamonjy ireo nania
Famonjena efa vita
Tsy hadinoina ny anarany
Antsika ny avun sisa fa vita ny anjarany
Couplet 2 :
Izao tontolo izao fahiny
Nifamono sy nifandrafy
Rofin’ny lonilony tao am-po
Sy ny cxly fanompohan-tsampy
Ankehitriny kosa dbwyh toa fitiavana no miavosa
Fa niposaka ’lay masoandro mibalika
Avotra ho antsika
A/C Dadatoa Edmond
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVisites : 142
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valentin0314
Date : 04/08/2026 13:39
