Faneva faha-35 taona (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faneva JOBILY faha-35 taona FFA
Ny saotra sy ny dera no atolotray
Fa mbola mijoro
Ho anao ny fiainanay
Na teo ny fanangolen’satana
Tsy resy ’zahay (zaay)
Jeso no mitana
Ka dera re no setriny ho anao re ry Ray
Bass:
Iezaka izahay ry Jesosy jgzv Tompo
Hitaona ireo namanay hanompo
Choir:
Ho tena sitrakao
Ka ny tena fo vaovao
No andeha atolotray jjkyt ho fiderana tononkira.serasera.org anao
Refrain: nowqio
Ka ndao hiara hidera ny Tompo
Hanolo tena hiaraka hanompo
Fa tsara ny mihira
Mba ho an’Andriamanintsika
Ka ho Feon’ny Famonjena no iantsoana antsika
A/C Mahefa Andrianjaka RABARINELA
Ny saotra sy ny dera no atolotray
Fa mbola mijoro
Ho anao ny fiainanay
Na teo ny fanangolen’satana
Tsy resy ’zahay (zaay)
Jeso no mitana
Ka dera re no setriny ho anao re ry Ray
Bass:
Iezaka izahay ry Jesosy jgzv Tompo
Hitaona ireo namanay hanompo
Choir:
Ho tena sitrakao
Ka ny tena fo vaovao
No andeha atolotray jjkyt ho fiderana tononkira.serasera.org anao
Refrain: nowqio
Ka ndao hiara hidera ny Tompo
Hanolo tena hiaraka hanompo
Fa tsara ny mihira
Mba ho an’Andriamanintsika
Ka ho Feon’ny Famonjena no iantsoana antsika
A/C Mahefa Andrianjaka RABARINELA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVangy : 98
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valentin0314
Daty : 08/07/2026 17:07
