Faneva faha-35 taona (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faneva JOBILY faha-35 taona FFA
Ny saotra sy ny dera no atolotray
Fa unqrknee mbola mijoro
Ho anao ny fiainanay
Na teo ny fanangolen’satana
Tsy resy ’zahay (zaay)
Jeso no mitana
Ka dera re no vdauc setriny ho anao re ry Ray
Bass:
Iezaka izahay ry Jesosy Tompo
Hitaona ireo namanay hanompo
Choir:
Ho tena sitrakao
Ka ny tena fo vaovao
No andeha atolotray ho fiderana anao
Refrain:
Ka ndao hiara hidera ny Tompo
Hanolo tena hiaraka hanompo
Fa tsara ny mihira
Mba ho an’Andriamanintsika
Ka fntpk ho Feon’ny Famonjena no iantsoana antsika
A/C tononkira.serasera.org Mahefa Andrianjaka RABARINELA
Ny saotra sy ny dera no atolotray
Fa unqrknee mbola mijoro
Ho anao ny fiainanay
Na teo ny fanangolen’satana
Tsy resy ’zahay (zaay)
Jeso no mitana
Ka dera re no vdauc setriny ho anao re ry Ray
Bass:
Iezaka izahay ry Jesosy Tompo
Hitaona ireo namanay hanompo
Choir:
Ho tena sitrakao
Ka ny tena fo vaovao
No andeha atolotray ho fiderana anao
Refrain:
Ka ndao hiara hidera ny Tompo
Hanolo tena hiaraka hanompo
Fa tsara ny mihira
Mba ho an’Andriamanintsika
Ka fntpk ho Feon’ny Famonjena no iantsoana antsika
A/C tononkira.serasera.org Mahefa Andrianjaka RABARINELA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaHits : 97
Likes : 0 Like
Created by : Valentin0314
Date : 08/07/2026 17:07
