Faneva faha-35 taona (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faneva JOBILY faha-35 taona FFA
Ny saotra sy ny dera no fgbgtw atolotray
Fa mbola mijoro
Ho anao ny fiainanay
Na teo ny fanangolen’satana
Tsy resy ’zahay (zaay)
Jeso no mitana
Ka dera re no setriny ho anao re ry Ray
Bass:
Iezaka izahay tononkira.serasera.org ry Jesosy Tompo
Hitaona ireo namanay hanompo
Choir:
Ho tena sitrakao
Ka ny tena fo vaovao
No andeha atolotray ho fiderana anao iecxbofb
Refrain:
Ka ndao hiara hidera ny Tompo
Hanolo tena hiaraka hanompo
Fa tsara ny mihira xnpfwsdp
Mba ho an’Andriamanintsika
Ka ho Feon’ny Famonjena no iantsoana antsika
A/C Mahefa Andrianjaka RABARINELA
Ny saotra sy ny dera no fgbgtw atolotray
Fa mbola mijoro
Ho anao ny fiainanay
Na teo ny fanangolen’satana
Tsy resy ’zahay (zaay)
Jeso no mitana
Ka dera re no setriny ho anao re ry Ray
Bass:
Iezaka izahay tononkira.serasera.org ry Jesosy Tompo
Hitaona ireo namanay hanompo
Choir:
Ho tena sitrakao
Ka ny tena fo vaovao
No andeha atolotray ho fiderana anao iecxbofb
Refrain:
Ka ndao hiara hidera ny Tompo
Hanolo tena hiaraka hanompo
Fa tsara ny mihira xnpfwsdp
Mba ho an’Andriamanintsika
Ka ho Feon’ny Famonjena no iantsoana antsika
A/C Mahefa Andrianjaka RABARINELA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVisites : 167
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valentin0314
Date : 08/07/2026 17:07
