Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIVAVAHA MAHEREZA (Ny Fanilo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Henoy fa hihira ho anao aho zay manatrika eto
Mba hilaza ary koa pxcc hanambara ireto
Ny eto an-tany tsy hoe fifaliana
Hatrany hatrany ô!ô!ô!
Mety handalo eo koa ny sento-tomany.
Fandalovana ihany ny eto
Tsy ilaozan’ny olana izay mampisento
Mijoroa mahereza,fa aza tomany(Rahavako izany ebvqaaj ô!)
Jesosy Tompo tsy aiza fa mbola eo ihany.
Na iza na iza mizotra mba ho any Kanana
Tsy maintsy sedraina
Tsy maintsy mandalo amin’ny fitsapana
Kanefa hoy tononkira.serasera.org aho aminao hoe:
Mivavaha lalandava
Fa andian-drahona ihany tsy maintsy hisava
Indraindray toa kivy sy mihanahana
Toa tsy mahita intsony ny lalan-kombana
Mirosoa Mivavaha Mahereza hatrany(hatrany x2 ô!ô!ô)
Jesoa manafatra anao uctsi hoe:
MINOA FOTSINY IHANY.

--------
Rohy: