MIVAVAHA MAHEREZA (Ny Fanilo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Henoy fa hihira ho anao aho zay manatrika eto
Mba hilaza ary koa hanambara ireto
Ny uaiwtkpb eto an-tany tsy hoe fifaliana
Hatrany hatrany tpxzoffe ô!ô!ô!
Mety handalo eo koa ny jxfabqae sento-tomany.

Fandalovana ihany ny eto
Tsy ilaozan’ny olana izay mampisento
Mijoroa mahereza,fa aza tomany(Rahavako izany ô!)
Jesosy Tompo tsy aiza fa mbola eo ihany.

Na iza na iza mizotra mba ho any Kanana
Tsy maintsy sedraina
Tsy maintsy mandalo amin’ny fitsapana
Kanefa hoy aho aminao hoe:
Mivavaha lalandava
Fa tononkira.serasera.org andian-drahona ihany tsy maintsy hisava
Indraindray toa kivy sy mihanahana
Toa tsy mahita intsony ny lalan-kombana

Mirosoa Mivavaha Mahereza hatrany(hatrany x2 ô!ô!ô)
Jesoa manafatra anao hoe:
MINOA FOTSINY IHANY.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Fanilo
Visites : 12679
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rtsoa
Date : 17/05/2006 09:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0414