EO AKAIKINAO (Ny Fanilo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako apetrako aminao
O ry Tompo be fitia izay tsy ccqn mandao
Eo tononkira.serasera.org akaikinao eo no mahatsara ahy
Raha lavitra anao aho dia hangahiahy
Eo tsy misy fanahiana,
Lavitry ny hakivina
Fa manana anao ry Ray,
Tsy miova omaly anio mandrakizay
Tsy izaho irery no afaka hitoetra
Eo anilany @ eratswc androko rlxn rehetra
Fa ianao koa , isika rehetra
Ny fitiavany tsy misy fetra

--------
Rohy: