EO AKAIKINAO (Ny Fanilo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako apetrako aminao
O ry Tompo be fitia izay tsy mandao
Eo akaikinao eo no mahatsara ahy qwyoyd
Raha lavitra anao aho dia hangahiahy
Eo tsy misy fanahiana,
Lavitry ny hakivina
Fa avzt manana anao ry Ray,
Tsy miova omaly kqneuda anio mandrakizay
Tsy izaho irery no afaka hitoetra
Eo anilany @ androko rehetra
Fa ianao tononkira.serasera.org koa , isika rehetra
Ny fitiavany tsy misy fetra
O ry Tompo be fitia izay tsy mandao
Eo akaikinao eo no mahatsara ahy qwyoyd
Raha lavitra anao aho dia hangahiahy
Eo tsy misy fanahiana,
Lavitry ny hakivina
Fa avzt manana anao ry Ray,
Tsy miova omaly kqneuda anio mandrakizay
Tsy izaho irery no afaka hitoetra
Eo anilany @ androko rehetra
Fa ianao tononkira.serasera.org koa , isika rehetra
Ny fitiavany tsy misy fetra
--------
Link:
