EO AKAIKINAO (Ny Fanilo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako ylyi apetrako aminao
O ry vuqosdh Tompo be fitia izay tsy mandao
Eo akaikinao eo no mahatsara ahy
Raha lavitra anao aho cklxh dia hangahiahy
Eo tsy misy fanahiana,
Lavitry ny hakivina
Fa manana anao ry Ray,
Tsy miova omaly anio mandrakizay
Tsy izaho irery no afaka hitoetra
Eo anilany @ androko rehetra
Fa ianao koa , isika rehetra
Ny tononkira.serasera.org fitiavany tsy misy fetra

--------
Lien: