VAHINY (Ny any aminay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vahiny, vahiny an-tanin’olona
Ka mahatsiaro ilay nilaozana any ho any
Ny alahelo mifanjevo aporry mitambolona
Ny maso koa tomany

Embona miserana iny
Sentosenton’ny mpivahiny
Kalokalon’ny lavi-tiana ho’aho
Ka mitraotra tononkira.serasera.org ny fanahy

Any andro, ahrqvc any taona e !
Manantena tsy maintsy hihaona e !
Ho tody soa, xagyirbf hifankahita indray

Any ho any ireo sakaiza
Ilay malala, hava-tiana tsy hohadinoina
Ao i kaky sy i neny izay nitaiza
Veloma sy masina

Tonony sy Feony : NAIVOARIVELO Rakotondratsimba

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny any aminay
Vangy : 873
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoured
Daty : 09/03/2023 11:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0536