Ny fitiavantsika (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarobidy sady masinany voady nifanaovana
tapitr'eo ny sangisangy sy ny tononkira.serasera.org ora nilalaovana
fa vonona hijoro, hifanaiky ny ho doria
hibanjina ny ho avy, hanamafy ilay fitia
x2
Ref:
Fiaim-baovao, arahim-pitiavana
No hery ho entintsika, hitsinjo Tanindrazana
Hasambaram-pifaliana, hatreto ka kzhxbht hatrany
Ho tretrika isika, hiadana ny tany
Hifampitanana eny, tagdfjzx handrato fahendrena,
hikatsaka ny soa, hitana izay nekena
Hiombon'alahelo, ifampizara hafaliana
hanondana ny loha, eo an-tratran'olon-tiana
x2
Ref 2:
Fa tany paradisa, akany volamena
io no tanjontsika, ary ho any Firenena
Ho kolointsika hatrany, ilay rywkbpq fitiavan-tsarobidy
ho vatsim-panahy, hiatrehana ny adidy.
A/C: Naivoarivelo RAKOTONDRATSIMBA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny any aminayVisites : 2330
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zo_nomena
Date : 02/12/2019 08:41