Ampidiro aloha ny tenimiafina
VAHINY (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vahiny, vahiny an-tanin’olona
Ka mahatsiaro ilay nilaozana any ho any
Ny alahelo mifanjevo mitambolona
Ny maso koa tomany
Embona miserana iny
Sentosenton’ny mpivahiny
Kalokalon’ny lavi-tiana ho’aho
Ka mitraotra ny fanahy
Any andro, otmr any taona e !
Manantena tsy maintsy hihaona e !
Ho tody soa, hifankahita tononkira.serasera.org indray
Any ho any ireo sakaiza
Ilay malala, hava-tiana tsy hohadinoina
Ao i kaky sy i xrvte neny izay qkxmy nitaiza
Veloma sy masina
Tonony sy Feony : NAIVOARIVELO Rakotondratsimba
Ka mahatsiaro ilay nilaozana any ho any
Ny alahelo mifanjevo mitambolona
Ny maso koa tomany
Embona miserana iny
Sentosenton’ny mpivahiny
Kalokalon’ny lavi-tiana ho’aho
Ka mitraotra ny fanahy
Any andro, otmr any taona e !
Manantena tsy maintsy hihaona e !
Ho tody soa, hifankahita tononkira.serasera.org indray
Any ho any ireo sakaiza
Ilay malala, hava-tiana tsy hohadinoina
Ao i kaky sy i xrvte neny izay qkxmy nitaiza
Veloma sy masina
Tonony sy Feony : NAIVOARIVELO Rakotondratsimba
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny any aminayHits : 996
Likes : 0 Like
Created by : zoured
Date : 09/03/2023 11:00
