SOKOLOMANJA (Ny any aminay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nialonana izy fa hoe mahitahita
Raha gztyy ianao no olon-tiany
Dia noratraina ianao hanadino izay vita
Sy ireo lasa fahiny

Tafita izy kinanjo nianjera
Raha mba fantany mantsy...
Fa ianao niaro tena ka roaepiz lasa tsy niera
Noho ireo olon-dratsy

Ref: Sokolomanja o ! hotadiaviny ianao
Any am-paran’ny tany
Na ho taona maro aza
Ho lany amin’izany
Sokolomanja aza dia ampijaliana
Fa ianao no tiany
Aoka tsy ho lavinao
Izay mba faniriany

FEON-KIRA

Feno mpisompatra izao tononkira.serasera.org tany izao
Ka rava tsy fidiny
Ilay fanantenany mba ho eo anilanao
Moa tsy niova ho ngidiny

Dia nisikinany ny herin-tsainy
Tsy ho kivy hatrany
N’aiza n’aiza no misy anao sombin'ny ainy
Dia tsy ho yceyh amelany

ref: x2

Tonony sy feony : RAKOTONDRAIBE Bernard

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny any aminay
Vangy : 769
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoured
Daty : 09/03/2023 11:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.034