SOKOLOMANJA (Ny any aminay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ueihuy tononkira.serasera.org Nialonana izy fa hoe mahitahita
Raha ianao no olon-tiany
Dia noratraina ianao hanadino izay vita
Sy ireo lasa fahiny

Tafita izy kinanjo nianjera
Raha mba fantany mantsy...
Fa ianao fxeihjv niaro tena ka lasa tsy niera
Noho yygsqvz ireo olon-dratsy

Ref: Sokolomanja o ! hotadiaviny ianao
Any am-paran’ny tany
Na ho taona maro aza
Ho lany amin’izany
Sokolomanja aza dia ampijaliana
Fa ianao no tiany
Aoka tsy ho lavinao
Izay mba faniriany

FEON-KIRA

Feno mpisompatra izao tany izao
Ka rava tsy fidiny
Ilay fanantenany mba ho eo anilanao
Moa tsy niova ho ngidiny

Dia nisikinany ny herin-tsainy
Tsy ho kivy hatrany
N’aiza n’aiza no misy anao sombin'ny ainy
Dia tsy ho amelany

ref: x2

Tonony sy feony : RAKOTONDRAIBE Bernard

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny any aminay
Hits : 669
Likes : 0 Like
Created by : zoured
Date : 09/03/2023 11:03
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0782