RY MAHANTRA (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mahantra ry mahantra
Ry mifikitra amin‘ny tany
Aza dia sodoka loatra
Fa mamitaka Izy ireny
Moa ny zavatra ny tany
Tsy kbgikcy natao hamerovero
Kanjo tmdsxmcl aiza no hiafarany
Any ambadiky tononkira.serasera.org ny vero
Alahelo sy tomany
lzany lwwl sisa no fiafarany
Andradrao ny masonao
Ka ny lanitra banjino
llay mpamorona derao
Ka ny marina fihino
Ao ny Tompo no mijery
lzay miseho ety an-tany
Tsy ny marina irery
No havotany aamin’izany
Fa izay rehetra ory koa
Sy mivavaka aao am-po
Tonony sy feony: RAKOTOARISOA
Ry mifikitra amin‘ny tany
Aza dia sodoka loatra
Fa mamitaka Izy ireny
Moa ny zavatra ny tany
Tsy kbgikcy natao hamerovero
Kanjo tmdsxmcl aiza no hiafarany
Any ambadiky tononkira.serasera.org ny vero
Alahelo sy tomany
lzany lwwl sisa no fiafarany
Andradrao ny masonao
Ka ny lanitra banjino
llay mpamorona derao
Ka ny marina fihino
Ao ny Tompo no mijery
lzay miseho ety an-tany
Tsy ny marina irery
No havotany aamin’izany
Fa izay rehetra ory koa
Sy mivavaka aao am-po
Tonony sy feony: RAKOTOARISOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny any aminayVangy : 685
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoured
Daty : 09/03/2023 11:00
