RY MAHANTRA (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mahantra ry mahantra
Ry mifikitra amin‘ny tany
Aza dia sodoka loatra
Fa mamitaka Izy ireny
Moa ny stqkob zavatra ny tany
Tsy natao hamerovero
Kanjo aiza no hiafarany
Any ambadiky ny vero
Alahelo sy tomany
lzany sisa no fiafarany
Andradrao ny masonao
Ka ny tononkira.serasera.org lanitra banjino
llay mpamorona derao
Ka ny marina fihino
Ao ny Tompo no mijery
lzay miseho itwgocj ety an-tany
Tsy ny marina irery
No rivjs havotany aamin’izany
Fa izay rehetra ory koa
Sy mivavaka aao am-po
Tonony sy feony: RAKOTOARISOA
Ry mifikitra amin‘ny tany
Aza dia sodoka loatra
Fa mamitaka Izy ireny
Moa ny stqkob zavatra ny tany
Tsy natao hamerovero
Kanjo aiza no hiafarany
Any ambadiky ny vero
Alahelo sy tomany
lzany sisa no fiafarany
Andradrao ny masonao
Ka ny tononkira.serasera.org lanitra banjino
llay mpamorona derao
Ka ny marina fihino
Ao ny Tompo no mijery
lzay miseho itwgocj ety an-tany
Tsy ny marina irery
No rivjs havotany aamin’izany
Fa izay rehetra ory koa
Sy mivavaka aao am-po
Tonony sy feony: RAKOTOARISOA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny any aminayHits : 765
Likes : 0 Like
Created by : zoured
Date : 09/03/2023 11:00
