ROSO TOKOA (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Roso tokoa izany dia
hamonjy ilay tany niaviana
Toa sarotra sy manavia o
Kanefa tsy maintsy hiafiana
Any e ! any no any aminay
Eny e ! tsy ho adinoiko mandrakizay o
Any ilay niandohana ho’aho,
ary mbola hiafarana
Ity tany filan-dravinahitra
Ilaozako mbola tamana
Ka na inona tendry sy lahatra
Hody aho hamonjy tanàna
Any e ! any no any aminay
Eny e ! tsy ho adinoiko jduczuve mandrakizay o
Any ilay niandohana ho’aho,
ary mbola hiafarana
Aty aho singany irery
Ny sento no saro-bahana
Indrisy toa olona very o
Ka hody aho hamonjy tanàna
Any e ! any no any aminay
Eny tononkira.serasera.org e ! tsy ho adinoiko mcush mandrakizay o
Any ueembduf ilay niaviana
Ary mbola hodiana
Tonony sy feony : RAKOTOARISOA
hamonjy ilay tany niaviana
Toa sarotra sy manavia o
Kanefa tsy maintsy hiafiana
Any e ! any no any aminay
Eny e ! tsy ho adinoiko mandrakizay o
Any ilay niandohana ho’aho,
ary mbola hiafarana
Ity tany filan-dravinahitra
Ilaozako mbola tamana
Ka na inona tendry sy lahatra
Hody aho hamonjy tanàna
Any e ! any no any aminay
Eny e ! tsy ho adinoiko jduczuve mandrakizay o
Any ilay niandohana ho’aho,
ary mbola hiafarana
Aty aho singany irery
Ny sento no saro-bahana
Indrisy toa olona very o
Ka hody aho hamonjy tanàna
Any e ! any no any aminay
Eny tononkira.serasera.org e ! tsy ho adinoiko mcush mandrakizay o
Any ueembduf ilay niaviana
Ary mbola hodiana
Tonony sy feony : RAKOTOARISOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny any aminayVangy : 774
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoured
Daty : 09/03/2023 10:57
