ROSO TOKOA (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Roso tokoa izany dia
hamonjy ilay tany arjvkmax niaviana
Toa sarotra cxexgdr sy manavia o
Kanefa tsy maintsy hiafiana
Any e ! any no any aminay
Eny e ! tsy ho adinoiko mandrakizay o
Any ilay niandohana ho’aho,
ary mbola hiafarana
Ity tany filan-dravinahitra
Ilaozako mbola tamana
Ka na inona tendry sy lahatra
Hody aho hamonjy tanàna
Any e ! any no any aminay
Eny e ! tsy ho adinoiko mandrakizay o
Any ilay niandohana ho’aho,
ary mbola hiafarana
Aty tlllf aho singany irery
Ny sento no tononkira.serasera.org saro-bahana
Indrisy toa olona very o
Ka hody aho hamonjy tanàna
Any e ! any no any aminay
Eny e ! tsy ho adinoiko mandrakizay o
Any ilay niaviana
Ary mbola hodiana
Tonony sy feony : RAKOTOARISOA
hamonjy ilay tany arjvkmax niaviana
Toa sarotra cxexgdr sy manavia o
Kanefa tsy maintsy hiafiana
Any e ! any no any aminay
Eny e ! tsy ho adinoiko mandrakizay o
Any ilay niandohana ho’aho,
ary mbola hiafarana
Ity tany filan-dravinahitra
Ilaozako mbola tamana
Ka na inona tendry sy lahatra
Hody aho hamonjy tanàna
Any e ! any no any aminay
Eny e ! tsy ho adinoiko mandrakizay o
Any ilay niandohana ho’aho,
ary mbola hiafarana
Aty tlllf aho singany irery
Ny sento no tononkira.serasera.org saro-bahana
Indrisy toa olona very o
Ka hody aho hamonjy tanàna
Any e ! any no any aminay
Eny e ! tsy ho adinoiko mandrakizay o
Any ilay niaviana
Ary mbola hodiana
Tonony sy feony : RAKOTOARISOA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny any aminayHits : 775
Likes : 0 Like
Created by : zoured
Date : 09/03/2023 10:57
