FIHAVANAN-DANDY (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ataovy fihavanan-dandy utgif ny fiainana
Raha madilana, madilana azo tetenina
Tandremo ny fihavanana Roy o !
Raha sendra ka tapaka aoka hatohy
Ref tononkira.serasera.org :
Fihavanana io tsy atakalo io na sandaina vola
Fahendrena nampiavaka ireo fahagola
Ka na fifaliana na tomany ksquiuy mandom-baravarana
Dia manjohy tsy misaraka Rafihavanana
Tsy misy tonga lafatra raha eto an-tany
Fandeferana hisalorana hatrany
Na diso snypttl ianao na naman’ny marina Roy ô !
Dia aoka ho mpihavara tsy hifankafoy
Ref :
Fihavanana io tsy atakalo io na sandaina vola
Fahendrena nampiavaka ireo fahagola
Ka na fifaliana na tomany mandom-baravarana
Dia manjohy tsy misaraka Rafihavanana
Tonony sy feony : NAIVOARIVELO Rakotondratsimba

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny any aminayVangy : 820
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoured
Daty : 09/03/2023 10:56