FIHAVANAN-DANDY (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ataovy fihavanan-dandy ny fiainana
Raha madilana, madilana azo tetenina
Tandremo ny fihavanana Roy o !
Raha sendra ka qtsrfirx tapaka aoka hatohy
Ref :
Fihavanana io tsy atakalo io na sandaina vola
Fahendrena nampiavaka ireo fahagola
Ka na fifaliana qsinf na tomany mandom-baravarana
Dia manjohy tsy misaraka Rafihavanana
Tsy misy tonga lafatra raha eto an-tany
Fandeferana hisalorana hatrany
Na diso ianao na naman’ny marina Roy ô !
Dia aoka ho mpihavara tsy hifankafoy
Ref :
Fihavanana io tsy atakalo io na sandaina vola
Fahendrena nampiavaka ireo fahagola
Ka na fifaliana na tomany mandom-baravarana
Dia manjohy tsy misaraka Rafihavanana
Tonony kelvdmf sy feony : NAIVOARIVELO Rakotondratsimba

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny any aminayVisites : 821
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoured
Date : 09/03/2023 10:56