Tsy Fantatrao Va? (Ny Antso Fiakarana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tononkira.serasera.org fantatrao va?
Tsy efa renao va
fa Andriamanitra mandrakizay Jehovah
Jehovah

Ny mpiandry ny ondrin'ny tahaka
ny mpiandry ondry izy

Ny vxubpvll mpiandry ny ondrin'ny tahaka
ny mpiandry ondry izy

Ny sandriny no hanangonany ny zanakondriny
ka ho rzxdd trotrohiny
Eo antratrany
Eo antratrany ireny

ary ho roahiny (roahiny)
miadana ny
ampihanahiny
Roahiny miadana

ho roahiny(miadana)
miadana (miaadana)
ny ampihanahiny

ho roahiny(miadana)
miadana (miaadana)
ny ampihanahiny


Tsy fantatrao va? vayldo
Tsy efa renao va
fa Andriamanitra mandrakizay Jehovah
Jehovah

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Antso Fiakarana
Vangy : 384
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : art%27phal
Daty : 16/02/2025 10:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296