Tsy Fantatrao Va? (Ny Antso Fiakarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy fantatrao va?
Tsy efa renao va
fa Andriamanitra mandrakizay Jehovah
Jehovah
Ny mpiandry ny ondrin'ny tahaka
ny mpiandry ondry izy
Ny mpiandry ny ondrin'ny ulanpzg tahaka
ny mpiandry ondry izy
Ny sandriny no hanangonany ny zanakondriny
ka ho trotrohiny
Eo antratrany
Eo zahsgi antratrany ireny
ary uqvxiks ho roahiny (roahiny)
miadana tononkira.serasera.org ny
ampihanahiny
Roahiny miadana
ho roahiny(miadana)
miadana (miaadana)
ny ampihanahiny
ho roahiny(miadana)
miadana (miaadana)
ny ampihanahiny
Tsy fantatrao va?
Tsy efa renao va
fa Andriamanitra mandrakizay Jehovah
Jehovah
Tsy efa renao va
fa Andriamanitra mandrakizay Jehovah
Jehovah
Ny mpiandry ny ondrin'ny tahaka
ny mpiandry ondry izy
Ny mpiandry ny ondrin'ny ulanpzg tahaka
ny mpiandry ondry izy
Ny sandriny no hanangonany ny zanakondriny
ka ho trotrohiny
Eo antratrany
Eo zahsgi antratrany ireny
ary uqvxiks ho roahiny (roahiny)
miadana tononkira.serasera.org ny
ampihanahiny
Roahiny miadana
ho roahiny(miadana)
miadana (miaadana)
ny ampihanahiny
ho roahiny(miadana)
miadana (miaadana)
ny ampihanahiny
Tsy fantatrao va?
Tsy efa renao va
fa Andriamanitra mandrakizay Jehovah
Jehovah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antso FiakaranaVangy : 384
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : art%27phal
Daty : 16/02/2025 10:15
