Ny Hafaliako (Ny Antso Fiakarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tiako loatra ny hanambara hatrany
ilay hafaliana ao anatiko ao
toa te hitraotra mafy aoka izany
tomany anefa no xcjz mivoaka ao ampo
Fiv: Tsy mbola tsapanao tokoa mantsy anie
Izany hoe voavelaheloka
Tsy mbola hhdmhee niainanao tokoa mantsy anie
ilay Hafaliana ao anatiko ao (Hafaliako)
Tsy tatiko no tononkira.serasera.org hitana samy irery
Fa teh haneno ny hafaliako aho
tsiky no tiako hameno ny tareha
ny maso anefa no manganohano aloha
Fiv: Tsy mbola tsapanao tokoa mantsy anie
Izany hoe voavelaheloka
Tsy mbola niainanao tokoa mantsy anie
ilay lafuanx Hafaliana ao anatiko ao (Hafaliako)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antso FiakaranaHits : 345
Likes : 1 Like
Created by : art%27phal
Date : 16/02/2025 10:22