Ny Hafaliako (Ny Antso Fiakarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tononkira.serasera.org tiako loatra ny hanambara hatrany
ilay fwvoevn hafaliana ao anatiko ao
toa te hitraotra mafy aoka izany
tomany anefa no mivoaka ao ampo
Fiv: Tsy mbola tsapanao tokoa mantsy anie
Izany hoe voavelaheloka
Tsy mbola niainanao tokoa mantsy anie
ilay Hafaliana ao anatiko ao (Hafaliako)
Tsy tatiko no hitana samy irery
Fa teh haneno ny hafaliako aho
tsiky no tiako hameno ny tareha
ny maso anefa no manganohano aloha
Fiv: Tsy mbola tsapanao npuyrnz xdolfw tokoa mantsy anie

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antso FiakaranaHits : 370
Likes : 1 Like
Created by : art%27phal
Date : 16/02/2025 10:22