NY ANARANY ANTSOINA (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa vizana ny sandry, eny an-tsaha tononkira.serasera.org fiadiana
Raha mikiky ny adin-tsaina, sy ny adin'ny fanahy
Rehefa feno horohoro anaty aizina mangina
Ny ffgsop anarany antsoina f' Izy ihany, Izy ihany no mpiahy
Rehefa ditsoka ny maso ka tsy hita izay aleha
Raha mangeja ny alahelo fa namoy havan-tiana
Rehefa farina ny feo kanefa tsisy izay mandre
Ny anarany antsoina f' Izy ihany, Izy ihany no mpiahy
Fahafirin' ireo dian-kapoka izay nentiny, xuzddbk no nentinao
Ny dinitra, nirotsaka, niraraka, be toy ny rà
Raha ny hazo fijaliana lehibe izay nentiny, no nentinao
Fa fahafirin' izay nentiny ny anao
Efa nihafiany, efa nijaliany, ibpirf namoizany ny ainy
Na fitomaniana, hazo fijaliana, samy efa nolanjainy
Amin'ny lalan-tsarotra sady feno mikitaona
Ny anarany antsoina f' Izy ihany no eo akaikinao eo foana.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVangy : 921
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : nyantsanfa
Daty : 24/12/2019 20:35