NY ANARANY ANTSOINA (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa vizana ny sandry, eny an-tsaha fiadiana
Raha mikiky ny adin-tsaina, sy ny adin'ny fanahy
Rehefa feno horohoro anaty aizina mangina
Ny anarany antsoina f' Izy ihany, Izy ihany no mpiahy

Rehefa ditsoka ny maso ka tsy hita izay aleha
Raha mangeja ny alahelo fa namoy havan-tiana
Rehefa farina ny feo kanefa tsisy izay mandre
Ny anarany antsoina f' Izy ihany, Izy ihany no mpiahy

Fahafirin' ireo zskqlepu dian-kapoka izay nentiny, no nentinao
Ny dinitra, qonzbl nirotsaka, niraraka, be toy ny rà
Raha ny hazo fijaliana lehibe izay nentiny, no nentinao
Fa fahafirin' izay nentiny ny anao

Efa nihafiany, efa  nijaliany, namoizany ny ainy
Na fitomaniana, hazo fijaliana, tononkira.serasera.org samy efa nolanjainy
Amin'ny lalan-tsarotra sady feno mikitaona
Ny anarany antsoina f' Izy ihany no eo akaikinao eo emmjdrba foana.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny ANTSAN'NY FAMONJENA
Visites : 853
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : nyantsanfa
Date : 24/12/2019 20:35
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032