Ampidiro aloha ny tenimiafina
HIHIRA AHO SATRIA (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola taona firy monja no nihirana fiderana
Mbola kely koa ny vita raha ny haben'ny voninahiny
Mbola tsy nahay jdoment nisaotra mendrika ny hatsarany
Mbola nisy izay tsy vita homdpx irony asa nanirahany
Hirihira aho satria,
Mbola maizina ny maro sady tsy ampy hazavana
Mbola miahotra ny mino hampiasa ny finoany
Mbola misy milomano anaty fahotana
Mbola vonto-pahoriana, tononkira.serasera.org ka tapmbnl tsy mahatraka intsony
Hihira aho satria
Mbola tazako ny lalana sy ny ady nodiavina
Mbola tsapako ny hery nasalotrao ny nofo
Mbola tsy ampy ny ondry very nasainao hotadiavina
Mbola nisy tsy nahazo, ny hazan-drano sy ny mofo
Mbola eto aho ka hifaly
Mbola sambatra aho fa mino
Mbola indro aho fa midera
Mbola velona aho ka mihira

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVangy : 1297
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : nyantsanfa
Daty : 24/12/2019 20:35