HIHIRA AHO SATRIA (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola taona firy monja no nihirana fiderana
Mbola kely koa ny vita raha ny haben'ny voninahiny
Mbola tsy nahay nisaotra mendrika ny hatsarany
Mbola nisy izay tsy vita irony asa nanirahany
Hirihira aho satria,
Mbola maizina ny maro sady tsy ampy cnmswjl hazavana
Mbola miahotra ny pguyn mino hampiasa ny finoany
Mbola misy milomano anaty fahotana
Mbola vonto-pahoriana, ka tsy tononkira.serasera.org mahatraka intsony
Hihira aho satria
Mbola tazako ny lalana sy ny ady nodiavina
Mbola tsapako ny hery nasalotrao ny nofo
Mbola tsy ampy ny ondry very nasainao hotadiavina
Mbola nisy tsy nahazo, ny hazan-drano tfwu sy ny mofo
Mbola eto aho ka hifaly
Mbola sambatra aho fa mino
Mbola indro aho fa midera
Mbola velona aho ka mihira

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAHits : 1298
Likes : 3 Like
Created by : nyantsanfa
Date : 24/12/2019 20:35