ANTSO (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany misy feo miantso mafy avy any an' efitra e
Amboary e! amboary e! ny lalan'i Jehovah
Moa tsy renao ve ny antso mafy avy any an' efitra e!
Amboary e ny lalan'i Jehovah
Izay mibilobiloka sy feno fiolanana
Izay miolakolana sy betsaka sampanana
Ataovy mahitsy e! ataovy mahitsy e/
Ny tendrombohitra avo be
E! ndao haetry e!
Ny lohasaha lalim-be
ndeha totofy vetivety e!
Mba ho lalany, mba ho lala-mahitsy handehanan'i Jehovah.
Fa ho avy Izy e!
Ho avy Izy e! ho avy Izy e!
Ho avy amin'ny voninahitra sy mebud ny fanjakany Izy e!
Ho avy amin'ny voninahitra sy ny fitsarany Izy e!
Ny maso rehetra tkcko hahita azy e!
Na mino ianao na tsy mino azy e!
Ny fonao e!
Ny fonao mihitsy anie no mila fanamboarana
Fa misy havoana avo be izay sarotra hiakarana
Misy hady lalina izay tsy hay hitsambikinana
Mbola misy hantsana izay tsy pilx afaka hidinana
Ny fonao e!
Ny fonao mihitsy anie no lalana resahana
Fa mbola misy efitra sy rindrina mibahana
Mbola te tononkira.serasera.org hivilivily te hisampatsampana
Mbola misy takona sy fefy be manakana
Ny fonao e!
Amboary ho lalana handehanan'i Jehovah!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny ANTSAN'NY FAMONJENAVangy : 1314
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : nyantsanfa
Daty : 01/06/2021 17:03