Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY HO ADINOIKO (New Life in Christ Gospel (NLC))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho adinoiko fa mitoetra am-po mandrakizay
'Lay fitia izay nomenao ahy
Tsy mety afaka am-po
Mibahana foana ao an-tsaina
Hidera Anao foana
Mandritra ny fotoana izay hiainana ety
Ref :
Tsy mety ny fiainako
Raha edwn tsy eo Ianao Ray Tsitoha
Izay rehetra sahaniko
Dia cdfjiny mila Anao foana hanampy ahy
F'Aminao aho mpandresy
tsy hanan-java-mahory aho
Fa Ianao 'Lay mahery
Izay rehetra nangeja ojwfwk ahy
Namatopatotra ahy
Novohanao noho ilay Ranao
Mino tononkira.serasera.org aho fa Ianao no mitoetra ao anatiko ao
Hidera Anao foana
Mandritra ny fotoana
Izay hiainana ety
Ref...
Ref...
'Lay fitia izay nomenao ahy
Tsy mety afaka am-po
Mibahana foana ao an-tsaina
Hidera Anao foana
Mandritra ny fotoana izay hiainana ety
Ref :
Tsy mety ny fiainako
Raha edwn tsy eo Ianao Ray Tsitoha
Izay rehetra sahaniko
Dia cdfjiny mila Anao foana hanampy ahy
F'Aminao aho mpandresy
tsy hanan-java-mahory aho
Fa Ianao 'Lay mahery
Izay rehetra nangeja ojwfwk ahy
Namatopatotra ahy
Novohanao noho ilay Ranao
Mino tononkira.serasera.org aho fa Ianao no mitoetra ao anatiko ao
Hidera Anao foana
Mandritra ny fotoana
Izay hiainana ety
Ref...
Ref...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : New Life in Christ Gospel (NLC)Hits : 1358
Likes : 0 Like
Created by : Malala_soa
Date : 02/08/2018 14:31
