FENO HAZAVANA (New Life in Christ Gospel (NLC))

Tao anaty lalina izay feno haizina
No nisintonanao ahy
Toa efa very ny fanahy
Soa fa teo Ianao Jesosy Andry iankinako
Nampahery sy nampitraka ahy

Ref :
Feno hazavana ny fiainako
Satria Ianao no fahazavana nitsinjo ny làlTsiky dia ampyako
Ny voninahitrao mamirapiratra aok'izany
He sambatra aho fa manana Anao

Ny fiainako taloha (Hey...)
Niova avokoa
Làlana vaovao sy tsara
Miaina amin'ilay filazantsara
Tano aho Tompo ho eo anilanao mandrakizay
Aza avela hanalavitra aho (Anao...)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : New Life in Christ Gospel (NLC)
Mpamaky : 222
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Malala_soa
Tamin'ny : 02/08/2018 14:33:50
ID : 10829

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo