TSY HO ADINOIKO (New Life in Christ Gospel (NLC))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rzfacihq Tsy ho adinoiko fa mitoetra am-po mandrakizay
'Lay fitia izay nomenao ahy
Tsy mety acpgvv afaka am-po
Mibahana tononkira.serasera.org foana ao an-tsaina
Hidera Anao foana
Mandritra ny fotoana izay hiainana ety

Ref :
Tsy mety vyubomn ny fiainako
Raha tsy eo Ianao Ray Tsitoha
Izay rehetra sahaniko
Dia mila Anao foana hanampy ahy
F'Aminao aho mpandresy
tsy hanan-java-mahory aho
Fa Ianao 'Lay mahery

Izay rehetra nangeja ahy
Namatopatotra ahy
Novohanao noho ilay Ranao
Mino aho fa Ianao no mitoetra ao anatiko ao
Hidera Anao foana
Mandritra ny fotoana
Izay hiainana ety

Ref...

Ref...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : New Life in Christ Gospel (NLC)
Visites : 1449
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Malala_soa
Date : 02/08/2018 14:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0372