TEO IANAO (New Life in Christ Gospel (NLC))

https://tononkira.serasera.org/hira/new-life-in-christ-gospel-nlc/teo-ianao-1

Rehefa tojo ady mahamay
Very hevitra aho,toa tsy hita izay ombana
Dia manomboka indray ny ahiahy
Adino hatreo f'Ianao eo ihany
Tsaroko ihany f'Ianao hatrizay
Tsy tononkira.serasera.orgmba nanary ahy
Teo foana Ianao nampandresy ahy

ref:Te hatoky aho,hatoky Anao
nefa tsy haiko,mihaotra foana aho
Impiry,impiry navotanao
Oviana Ianao no tsy namonjy ahy
izaho te hatoky Anao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : New Life in Christ Gospel (NLC)
Mpamaky : 279
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Malala_soa
Tamin'ny : 02/08/2018 12:33:14
ID : 10826

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo