TSY HO ADINOIKO (New Life in Christ Gospel (NLC))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho adinoiko fa mitoetra am-po mandrakizay
'Lay fitia izay nomenao ahy
Tsy mety afaka am-po
Mibahana foana ao an-tsaina
Hidera Anao foana
Mandritra ny fotoana izay hiainana ety

Ref :
Tsy mety ny fiainako
Raha tsy eo Ianao Ray Tsitoha
Izay rehetra sahaniko
Dia mila Anao foana hanampy ahy
F'Aminao aho mpandresy
tsy hanan-java-mahory aho
Fa Ianao 'Lay mahery

Izay rehetra nangeja ahy
Namatopatotra hxglnob ahy
Novohanao noho ilay Ranao
Mino npad aho fa Ianao no tononkira.serasera.org sxenhunr mitoetra ao anatiko ao
Hidera Anao foana
Mandritra ny fotoana
Izay hiainana ety

Ref...

Ref...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : New Life in Christ Gospel (NLC)
Hits : 1356
Likes : 0 Like
Created by : Malala_soa
Date : 02/08/2018 14:31
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0403