SINTONY AHO (New Life in Christ Gospel (NLC))

https://tononkira.serasera.org/hira/new-life-in-christ-gospel-nlc/sintony-aho-1

Sintony aho anilanao
He mitalao henohinao
Eo irery ihany no mamiko
Ny eto an-tany tsy mahafa-po x2

Tompo malala anilanao
Eo tsy hiala tokiktononkira.serasera.orgo izao
Mahita indrindra ny tavanao
Mandram-pifindra any @nao x2

Eny tsy ho ela hafoy ity
Sady havela fa hoariana
Hanatri-tava ilay tompo tia
Eo lalandava eny doria x2

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : New Life in Christ Gospel (NLC)
Mpamaky : 255
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Malala_soa
Tamin'ny : 02/08/2018 14:33:37
ID : 10830

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo