SALAMO 92 (New Life in Christ Gospel (NLC))

https://tononkira.serasera.org/hira/new-life-in-christ-gospel-nlc/salamo-92-1

Tsara loatra e, ny midera Anao
ny ankalaza ny anaranao
Ry Avo indridra o

Fiadanana no ato amiko
fahasoavana tsy miala amiko
ka dera ho anao

ref : ny anambara ny famidram-ponao
sy ny fahamarinanao Jesosy noho ny alina
indro aho mamboraka ny fifaliako Aminao
ka dia resy lahtononkira.serasera.orgatra aho fa ianao no Andriamanitro

Mihobia hoan'ny Tompo ianao
hazandrato ny feo mihirà,
mankalaza

Fiadanana no ato amiko
fahasoavana tsy miala amiko
ka dera ho anao

ooo oo oooo
ooo oo oo
hasandrato ny feo New life OIA
hasandrato ny feo New life OIA
hasandrato hasandrato ny feonao mihirà OIAAAA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : New Life in Christ Gospel (NLC)
Mpamaky : 205
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Malala_soa
Tamin'ny : 02/08/2018 14:34:01
ID : 10825

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo