TSY MISY TOA ANAO (New Life in Christ Gospel (NLC))

Misaotra Anao aho Ray
Noho ny fitiavanao
Izay natokanao ho anay
Fa lehibe indrindra aminay
Ny namonjenao anay

Ref :
Tsisy toa Anao
Tsara indrindra Ianao
Mahery indrindra
Foiko ho Anao
Anao anjTsiky dia ampyakao, ny fanahinay

Moa ho vitanay
Ny hamaly izany fitiavanao Ray รด!
Tsy manan-kery izahay
Fa indro ny fo, fanahy
No atokanay ho Anao (ho Anao)

Hanompo Anao, ho tia Anao
Mandrakizay
Hidera Anao, hanoa Anao
Mandrakizay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : New Life in Christ Gospel (NLC)
Mpamaky : 297
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Malala_soa
Tamin'ny : 02/08/2018 14:33:02
ID : 10828

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo