INONA MOA? (New Life in Christ Gospel (NLC))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona moa izahay Tompo ô?
No dia nafoinao ny Ainao ho anay
Ny hadisoanay tsy novalinao
Fifonana no nataonao ho anay
Tsy takatry ny sainay qvqtawz Jesosy ô
Ny halalin'ny tena auden fitiavanao
Ny tenanao no natao antoka
Handraisanay ilay famonjena
Ho avy wqss tsy ho ela Ianao
Ery an-drahon'ny lanitra Ery
Hisy tomany satria ho hitany
Ianao tononkira.serasera.org Jesoa izay nolaviny
No dia nafoinao ny Ainao ho anay
Ny hadisoanay tsy novalinao
Fifonana no nataonao ho anay
Tsy takatry ny sainay qvqtawz Jesosy ô
Ny halalin'ny tena auden fitiavanao
Ny tenanao no natao antoka
Handraisanay ilay famonjena
Ho avy wqss tsy ho ela Ianao
Ery an-drahon'ny lanitra Ery
Hisy tomany satria ho hitany
Ianao tononkira.serasera.org Jesoa izay nolaviny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : New Life in Christ Gospel (NLC)Vangy : 1344
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Malala_soa
Daty : 02/08/2018 14:27
