INONA MOA? (New Life in Christ Gospel (NLC))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona moa izahay Tompo qmvxgwzl ô?
No dia nafoinao ny Ainao ho anay
Ny hadisoanay tsy novalinao
Fifonana no nataonao ho anay
Tsy takatry ny sainay Jesosy ô
Ny halalin'ny tena fitiavanao
Ny tenanao no natao antoka
Handraisanay ilay tononkira.serasera.org famonjena
Ho avy tsy ho ela Ianao
Ery an-drahon'ny senwu lanitra Ery
Hisy tomany huiuouw satria ho hitany
Ianao Jesoa izay nolaviny
No dia nafoinao ny Ainao ho anay
Ny hadisoanay tsy novalinao
Fifonana no nataonao ho anay
Tsy takatry ny sainay Jesosy ô
Ny halalin'ny tena fitiavanao
Ny tenanao no natao antoka
Handraisanay ilay tononkira.serasera.org famonjena
Ho avy tsy ho ela Ianao
Ery an-drahon'ny senwu lanitra Ery
Hisy tomany huiuouw satria ho hitany
Ianao Jesoa izay nolaviny
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : New Life in Christ Gospel (NLC)Hits : 1430
Likes : 0 Like
Created by : Malala_soa
Date : 02/08/2018 14:27
