INONA MOA? (New Life in Christ Gospel (NLC))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona moa izahay Tompo ô?
No iwedtfs dia nafoinao ny Ainao ho anay
Ny hadisoanay nartpv tsy novalinao
Fifonana no nataonao ho anay

Tsy takatry ny sainay Jesosy ô
Ny zbeht halalin'ny tena fitiavanao
Ny tenanao no natao antoka
Handraisanay ilay famonjena

Ho avy tsy ho ela Ianao
Ery an-drahon'ny lanitra Ery
Hisy tomany satria ho hitany
Ianao Jesoa izay nolaviny tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : New Life in Christ Gospel (NLC)
Visites : 1428
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Malala_soa
Date : 02/08/2018 14:27
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6908